Fokotany Tournament & Fiesta

Sport · 📍 Antananarivo · Fokotany Tournament

Ny fokontany Tournament and Fiesta, dia fifaninana baolina kitra natao hampivoarana, hanomezana sehatra matihanina ireo eny ifotony, ary hampisongadiana ireo talenta.

Tsy Fandresena, na fitabatana ny amboara ihany, fa hamerenana ny firaisankina sy ny fifankatiavana eo amin'ny samy vahoaka amin'ny alalan'ny baolina kitra.

📞 Appeler

Retrouver Fokotany Tournament

👍 Page Facebook de Fokotany Tournament